Kanada
- Ny Kanada dia firenena any amerika avaratra. Any avaratry ny Etazonia ny misy azy. Tenenina « [kanada] » ny anarany amin'ny fiteny frantsay ary « [ˈkʰænəda] » amin'ny fiteny anglisy.
Kanaana (faritra)
- I Kanaana na Kanana na Kanahana dia faritra tao andrefan'i Jordana (na Jordany) izay resahina ao amin'ny Testamenta Taloha ao amin'ny Baiboly sady anaran'ny razamben'ireo mponina tao amin'io
Kanaana
- Ny teny hoe Kanaana na Kanana na Kanahana dia teny:
Kanaana (zanak'i Hama)
- I Kanaana na Kanana na Kanahana dia olona resahina ao amin'ny Bokin'ny Genesisy (na Jenezy) ao amin'ny Baiboly izay zanak'i Hama sady zafikelin'i Noa (na Noe).
Kanaja马达加斯加的发音含义,同义词,反义词,翻译,刑和更多。