Tena Fiangonan'i Jesoa
- Ny Tena Fiangonan'i Jesoa (dika malalaka, True Jesus Church) dia fiangonana tsy miankina niorina tany Beijing, Sina ny taona 1917. Ny pasitera Yung-Ji Lin no voafidy ho mpitandrina hitantana
Tendrombohitra Sinay (Baiboly)
- Ny Tendrombohitra Sinay na Tendrombohitra Sinaia dia ilay tendrombohitra lazain'ny Baiboly fa nandraisan'i Mosesy (na Moizy) ny didy folo avy tamin'Andriamanitra.
Teny malagasy ofisialy
- Teny Malagasy ofisialy dia endriky ny fiteny malagasy natao hifandraisan'ny faritra rehetra eto Madagasikara.
Tena马达加斯加的发音含义,同义词,反义词,翻译,刑和更多。